|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 teny enti-milaza fahiny ny ronono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 perfect contentment in sucking and drinking; used primarily of children or the young of animals at the breast. [1.2]
Kamban-teny rehetra  5 akondro vidin' anoka

Teny iditra (2/2)6  anoka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 zanak' alika dongadonga [2.558]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ankao, anoka, 12 kanao, 13 kanoa, 14 kaona, 15 koana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09