|
|
|
|

Teny iditra1  anondrahana
Fototeny  2 tondraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#723]
Ohatra  4  Na ny rano anondrahana ny hazo volena ao aza, tovozina any amin'ny roapolo kilometatra, ary nefa amin'izao fotoana izao dia efa anisan'ny mpanondrana voasary any ivelan'ny taniny Isiraely! [2.503#38]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 anandrahona, 10 anandrohana, 11 andrahonana, 12 andronahana, anondrahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12