Entry | 1 antafika |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Root | 3 tafika |
Derivatives |
|
Explanations in French |
5 [1.3] en expédition, à l'armée, à la guerre |
Examples |
6 [1.38] Tamin' ny andro niverenan' ny olona avy tany antafika dia revom-pifaliana ny vahoaka 7 [2.59] Dia tonga ny aviany antafika nentin dRainimanonja 14 Vtra, Niakatra andro Alakamisy 25 Alakarabo. 8 [2.366#] Ary izany koa no lazaiko aminao, ny ataonao hoe tsy hividy ary tsy hanandevo olona ary izay azo any antafika dia tsy vonoina. |
Anagrams | 9 antafika, antifaka, fitanàka, nafitaka, natifaka, tafanika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |