|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 antambo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fambara loza, loza
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 loza [Sihanaka, Tanala] [1.78] 5 Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany 6 Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano.
[1.2] 8 a calamity [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 malheur, calamité
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 antambo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny
[1.78] |
| Voambolana | 15 Finoana |
| Fivaditsoratra | antambo, 16 tambano, 17 tombana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|