|
|
|
|

Teny iditra1  antaravelona
Singan-teny  2 antara, 3 velona
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona itỳ varinao fa ndeha re hano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [velona, living.] Extremely cold. [1.2]
Ohatra  7  raha hafanana no ilazana azy, dia tena antaravelona mihitsy. [2.4#]
8  Tsy ra no mikoriana ao aminao fa rano mangatsiaka, antaravelona! [2.528#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12