|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antehe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny ankavanan-dakana na sambo. (Ny mifanohitra aminy: ampiveza)
[Sakalava]
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 starboard (opposite: port)
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 tribord (opposé: bâbord)
[3.1] |
| Voambolana | 6 Fifamoivoizan-tsambo |
| Tohi-kevitra | 7 ampiveza |
| Fivaditsoratra | antehe, 8 Tehena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|