Entry | 1 antenaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 antena |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena itỳ no hita Andrasana: Rakoto no nantenain' ny mponina kanjo Rabe no tonga |
Explanations in English |
10 [1.2, 1.7] to be hoped for 11 [1.2] to be expected |
Explanations in French |
12 [1.3, 1.8] qu'on espère, qu'on attend |
Examples |
13 [2.285] Koa dia ny adala misy antenaina kokoa noho izy. 14 [4.27] Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? 15 [2.298] antenaina fa mbola hisy ny mpamakafaka lalindalina kokoa. |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word antenaina |
Anagrams | 17 antenaina, atiñanañe, ientanana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |