|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anti-bavy |
| Singan-teny | 2 antitra, 3 vavy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 an old woman. Contemptuous if used in Imerina
[Provincial]
[1.2] 6 an old woman (disrespectful) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 vieille femme (peu respectueux)
[1.8] |
| Ohatra |
8 Raha misy fìvoriana, odrey izany antidaby sy antibavy mirijarija;
[1.437#]
9 Inona koa ary, hoy ilay antibavy, ity zavatra mangamanga ato anaty rano ity? [2.606#] |
| Mpanahaka | 10 antidahy |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|