|
|
|
|

Teny iditra1  antilimbohitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antoko mpanao raharaham-panjakana nisolo ny Sakaizambohitra tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan' ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon' ny Tomponarivo tatỳ aoriana izy ireo
4 Mpiambina na mpitsikilo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19