|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 antima |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazan-gidro
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 karazana varika mifandray indrindra amin' ny simpona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a species of lemur
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 7 Haibiby: mampinono |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny Gidro |
| Teny iditra (2/2) | 9 antima |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Olona ratsy tarehy aoka izany
[1.1] |
| Fivaditsoratra | antima, 12 manaty, 13 matañy, 14 mitana, mitanà, 15 tamany, 16 tamina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|