|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antoandrobenanahary |
| Singan-teny | 2 antoandro, 3 be, 4 Nanahary |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 daytime, the middle of the day
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Grand jour : de huit à dix heures du matin
[2.415#6546] 9 le grand jour [1.8] |
| Ohatra |
10 Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao.
[2.356#]
11 Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo. [2.588#] |
| Voambolana | 12 Fotoana |
| Tovy hevitra | 13 antoandrobe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|