|
|
|
|

Entry1  antoandrotoandro
Part of speech  2  noun
Root  3  antoandro
Examples  4  [2.470#99] Nanjary sakaizam-pandriana Ramatoa: antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo.
5  [4.12] Vao manokatra ny forum le mpatory antandro ity dia vavaka no ataony, vao manomboka antoandrotoandro ny andro ompa variraka no antaony
Other spellings  6  antoantoandro

Updated on 2025/07/29