|
|
|
|

Teny iditra1  antomby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 garaba, sobika lehibe, zavatra fasiana ny akoho entina an-tsena mba hamidy [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4 same as garaba. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 cage à poule. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  antomby, 6 tambino, 7 tambony, 8 tombina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17