Entry | 1 antomotra |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 tomotra |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. |
Explanations in English |
12 [1.2] near at hand, as to future time 13 [1.7] close at hand |
Explanations in French |
14 [1.3#54, 1.8, 1.5] imminent 15 [1.3#54, 1.5] qui est proche 16 [1.8] proche |
Examples |
17 [1.38] Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. |
Vocabulary |
18 Time 19 Space |
Analogs | 20 madiva, tamy |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word antomotra |
Anagrams | 22 amontotra, antomotra, manototra, manotòtra, namototra, natomotra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |