|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antonery |
| Fototeny | 2 tonery |
| Sokajin-teny | 3 anarana na tambinteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Filanjana entana ka ny tendron' ny bao ihany no asiana entana dia atao andamosina
[1.1#95] 5 fomba itondrana zavatra amin' ny hazo tahaka ny tonery: Ny filanja an-tonery ihany no atao hoe filanja an-kila bao [1.1#959] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 porté sur l’épaule au bout d’un bâton
[1.3#724] |
| Kamban-teny rehetra | 7 manao an-tonery |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|