|
|
|
|

Entry1  antony
Root  2  antoka
Part of speech  3  noun antoka and pronoun
Explanations in Malagasy  4  Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako)
Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ [1.1]
Explanations in English  5  cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety) [1.2]
6  a cause; the object in view [1.7]
Explanations in French  7  cause, motif [1.8, 1.13]
8  raison; la fin en vue [1.8]
9  mobile [1.13]
Examples  10  Tsy hitako ny antony. [2.270#]
11  Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643#]
12  Vetivety dia fantatra ny antony. [2.472#]
All compound words  13  8 combinations of this word
Vocabulary  14  Philosophy

Anagrams  15 antony, 16 intona, 17 ontany, 18 tanino, 19 tonina

Updated on 2025/10/11