Entry (1/2) | 1 antra |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian' ny hafa: Antra olona iny vehivavy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an' izay mangataka aminy |
Explanations in English |
9 [1.7] compassionate, feeling pity |
Explanations in French |
10 [1.66.fr#494] humain 11 [1.3, 1.8] compatissant, charitable |
Examples |
12 [1.3] antra olona izy 13 [2.4] Hoy ianareo hoe mba antra na nitsetra ahy ny mpijery? 14 [2.528] Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! |
Entry (2/2) | 15 antra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy nahanampy: Lehilahy be antra iny lasa iny |
Explanations in English |
18 [1.2] pity, compassion, tenderness, charity. |
Vocabulary |
19 Emotions |
Anagrams | 20 antra, natra, ranta, taran |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |