|
|
|
|

Teny iditra1  antsakaina
Fototeny  2 ntsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tovozina any andoharano: Rano madio no nantsakaiko anikeheo ka mahagaga fa toa naloto tao anaty siny fotsiny tao ilay izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be drawn or fetched (of water) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on puise à la fontaine [1.3#749, 1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02