|
|
|
|

Teny iditra1  antsangoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazam-balala heverin'ny olona sasany ho fambara ratsy ny fahitana azy [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 bibikely toy ny valala izay heverin' ny Betsimisaraka ho fambara loza raha hita [2.165]
5 insecte dont la vue annonce le malheur. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina 7  Finoana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 antsangao, antsangoa, 10 atsangano, 11 tangosana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02