|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  antsasaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza zavatra simba, lo, masiso (fiteny indrindra amin' ny ravinkazo, lokon-javatra manopy vony). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 artificial ripening of fruits and tobacco. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 gâté, fermenté, terni;
6 se dit des couleurs, des feuilles, des légumes,
7 qui jaunissent ou se moisissent. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)16  antsasaka
Fototeny  17 sasaka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Ila na tapa-javatra nozaraina roa mitovy: Nozarainy ny mofo ka nomeny ny zandriny ny antsasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 a half, one half [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 la demie, la moitié d'une chose déterminée [1.3]
22 moitié d'une chose [1.5]
23 la moitié, les uns ... les autres [1.8]
24 moitié, demi [1.13]
Ohatra  25  1 grama isan'andro ho an'ny olon-dehibe ary antsasaka grama isan'andro ho an'ny ankizy [2.424#]
Tovy hevitra  26 antsasany
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)29  antsasaka
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 akondro, ny akondro masaka ihany no atao hoe antsasaka [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  32 banane mûre [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  33  Haizavamaniry: voankazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17