|
|
|
|

Teny iditra1  antsinjarany
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3 at retail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 au détail (commerce) [1.8]
Ohatra  5  ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [2.436#]
Voambolana  6  Toe-karena: varotra
Tohi-kevitra  7 ambongadiny
Kamban-teny rehetra  8 varotra antsinjarany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09