|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 antsisy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (dihy) mikisakisaka mamela-tanana miankavia miankavanana iny:
4 milahatra mifanatrika, ka raha mandihy: mafandipatra hatrany. 5 Ny ato, miankavia; fa ny eroa, miankavanana. [Bezanozano] [2.245#91] |
| Teny iditra (2/2) | 6 antsisy |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Capitaine (Lethrinidés, Lethrinus spp.)
[Vezo]
[1.68] |
| Voambolana | 9 Haibiby: trondro |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|