|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsoantso |
| Fototeny | 2 antso |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 fitenenana mafy, fivazavazana
[1.1] |
| Ohatra |
5 Izao anefa: tsy misy antsoantso izany.
[2.472]
6 tsy mba renareo angaha izany antsoantso? [2.324] 7 Nony nisasaka ny alina, velona ny antsoantso hoe : "Vonjeo! [2.649] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | antsoantso, 14 atsontsona, 15 ontsaontsa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|