|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  antsony
Fototeny  2 antsona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana antsonina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#57]

Teny iditra (2/3)4  antsony
Fototeny  5 antsona
Sokajin-teny  6  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana antsonina [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2#62]

Teny iditra (3/3)7  antsony
Sokajin-teny  8  anarana antso sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  9 his call, their calls [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 son appel, leurs appels [3.1]
Ohatra  11  Azonay natao ny tsy niraharaha ny antsony ka tsy tojo ilay fotoana tena nety. [1.369#]
12  Naveriny indray ny antsony, ary reny tsara ny feo namaly azy niavaka tao anatin' ny fikorontanana somary nihanalefaka. [2.5#]

Fivaditsoratra  13 Anontsy, antsony, 14 sintona, 15 tsinona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12