|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsorohina |
| Fototeny | 2 antsoroka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina eo an-tsoroka
5 Raisina ho adidy, iadidiana, iandraiketana: Antsorohy ny famokarana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be taken up on the shoulder
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on porte sur l'épaule
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 azo antsorohina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|