|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Tanala] [1.78] 5 Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a knife
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 canif
[1.3] 8 couteau dont la lame se replie [1.3] 9 couteau [1.8, 1.13] |
| Ohatra |
10 Dia ny antsy izany no mahery!
[2.69]
11 Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442] |
| Voambolana | 12 Fitaovam-piasana |
| Tovy hevitra | 13 antsibe |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 28 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 16 Randzavola: antsy ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | antsy, 17 sinta, 18 Sitnà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|