|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anôfela |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karaza-moka mahatonga ny tazo amin' ny fampidirany mikraoby hematozoera ao anatin' ny ran' izay voakaikiny
[1.1] 4 moka vavy mitondra tazo [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 anophèle
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina 7 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 8 alefona, anôfela, 9 fañeloa, 10 Fanoela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|