|
|
|
|

Teny iditra1  aombika
Fototeny  2 ombika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manombika, maka potipotiny na silatsilany kely: Itỳ antsy kely itỳ aombika ny hena [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ambioka, aombika, 10 miboaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12