|
|
|
|

Teny iditra1  aombotra
Fototeny  2 ombotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manongotra, manala amin-kery: Tandramokitra no naombotra ilay fantsika vao afaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce dont on se sert pour arracher [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  aombotra, 10 orambato

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12