|
|
|
|

Teny iditra1  aondry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ondry: Ny aondry nahe tsa minono ela ka malahotse ny farany hafaitse (Ny ondry no tsy minono ela matahotra sao mangidy ny farany) [Betsileo] [1.78]
Tovy hevitra  4 añondry
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  6 andory, 7 andrio, 8 Androy, androy, aondry, 9 darony, 10 dorany, 11 dorina, 12 indroa, 13 radony

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27