|
|
|
|

Teny iditra1  aparasaka
Fototeny  2 parasaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Aparitaka, aely: Naparasany teo anoloanay ny vola iray hetsy
5 Aseho miharihary: Aparasaho àry ny hevitra hiaraha-midinika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be spilled [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12