|
|
|
|

Teny iditra1  apelipelika
Fototeny  2 pelipelika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ahetsiketsika, akivilivily: Apelipeliky ny olika ny rambony
5 Atao izay hahapilapilaka, hahajejojejo azy: Apelipeliky ny hatsaran-tarehiny io zazavavy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be made to shuffle [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12