|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 apetraka |
| Fototeny | 2 petraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Omena toerana, atao eo amin' ny toerana iray: Apetraho eo akaikinao eo ity zanako itỳ ~ Napetrany teo an-joron-trano ny tehiny
5 Afindra amin' ny toerana iray: Napetraka tany Antomboka izy nony avy eo 6 tendrena 7 Atao amin' ny tany: Apetraho izy fa vizana ianao 8 Omena mba hotahirizina, ankinina: Vola telo alina no napetrany tamiko talohan' ny handehanany 9 Alana, esorina, aongana: Napetraky ny Governemanta ilay mpanao raharaham-panjakana niasa tao 10 (vady) Alefa, roahina, isaorana: Napetrany ny vadiny fa ratsy toetra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 used of that which is put down or placed in a certain position.
[1.2] 12 to be set down, to be placed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on met, qu'on place, qu'on confie
[1.8] |
| Ohatra |
14 Vola apetraka ahoana, ry Dada a?
[2.470]
15 apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117] 16 Ravina apetraka apetraho ravina alefitra alefero [2.131] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|