|
|
|
|

Teny iditra1  apetsaka
Fototeny  2 petsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mandena, manamando, mampangeniheny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 apatsake, apetsaka, 10 tapesaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12