|
|
|
|

Teny iditra1  aporotsaka
Fototeny  2 porotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alefa midina, atambotsotra: Aza aporotsaka tahakaizao ao an-damosinao ny zazakely
5 Arotsaka: Aporotsaho ny vola fa aza mody maty eo [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12