Entry | 1 araika |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 raika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao |
Explanations in English |
9 [1.2] to be inclined, to be made to lean. |
Anagrams | 10 akaray, araika, arakay, iakara |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |