|
|
|
|

Teny iditra1  araraka
Fototeny  2 raraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alatsaka, akorotsaka, aely, ariana: Nararany teo antokonana ny rano tao an-tsinibe / Aza araraka an-tany ny anatra omen' i Dada sy Neny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be spilled, to be scattered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on éparpille, qu'on répand, qu'on verse [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 teny arakaraka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09