|
|
|
|

Teny iditra1  araviravy
Fototeny  2 raviravy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ahantona eo ambony, akirazorazo: Aza araviravy eo ireo lamba ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be hung down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on fait pendiller, qu'on suspend, qui pendille [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  araviravy, 12 ariravavy, 13 aviravira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02