Entry | 1 aredona |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 redona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao miredona tsara; atao indray miaraka tsara |
Examples |
9 [2.245#] Rehefa tapahin-tenda iny ny omby, dia aredona ny hira sy dihy, ka manjary tsy ifandrenesana eo. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |