|
|
|
|

Teny iditra1  arehitra
Fototeny  2 rehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be set on fire; to be lighted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer [1.3]
7 qu'on allume [1.8]
Ohatra  8  ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra. [2.48]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12