|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aretaka
Fototeny  2 retaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao miretaka, miboretaka, tsy mahajoro: Naretaky ny taona sy ny orana ilay tafo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  aretaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 nom d'une espèce d'oiseau. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  12  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  aretaka, 13 ateraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12