|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ariako
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 dihy mampihetsika ny fitombenana [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  ariako
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6 (corruption du nom ariabo). Landolphia sphaerocarpa Jum. (Apocynaceae). Le fruit a une pulpe comestible, agréable. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)9  ariako
Fototeny  10 ary
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana ariana sy mpisolo
Ohatra  12  ry teny mamy tsy ariako, taminao no nahalalako'reto faka nitsiriako. [1.276#]

Fivaditsoratra  13 akoray, 14 aorika, ariako, 15 arikao, 16 Arioka, 17 iakaro, 18 Iakora, 19 Iaroka, 20 rakoay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09