|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aridiridy |
| Fototeny | 2 ridiridy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao miridiridy, henjana, tsy mihetsiketsika: Naridiridiny ny masony ka natahotra izahay
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 adiridiry, aridiridy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|