|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arindra |
| Fototeny | 2 rindra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alahatra tsara, alamina, alanto: Arindrao tsara aloha ny tetika vao miroso amin' ny raharaha
5 Atao mifanaraka, avitrana: Arindra ny fihavanana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be arranged in order
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on met en ordre, qu'on dispose bien,
8 qu'on arrange harmonieusement, qu'on met d'accord [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 andrira, arindra, 15 randria, Randria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|