|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aromoromo |
| Fototeny | 2 romoromo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Avela hisy romoromo (zavatra mikiramborambo, kilema, tsininy): Aza aromoromo ny moron-tongotr' akanjonao. / Naromoromony ny fihavanana
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|