|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Arpaksada |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zafin' i Noa. Araka ny Gen. 10.22 dia zakakalahy fahatelon' i Sema
4 izy. Araka ny Gen. 11. 10 kosa dia taranaka faharoa avy amin' i Sema 5 mankamín' i Abrahama izy. Ny Gen. 10.22 dia fitanisana 6 anaram-poko (na anaran-tany) avy amin' i 7 Sema ; ny avy tany Babylonia sy Kaldea 8 tsy voalaza ao anefa. Ny tapany aoriana 9 amin' io anarana io dia misy ny teny hoe 10 Kaseda (ampit. Gen. 22.22) izay singulier-n' 11 ny hoe Kasdima (Kaldea). Angamba teny 12 roa no nakambana ho iray tamin' ny Gen. 10. 22 tamin' ny voalohany ; 13 ny tapany aoriana dia Kaseda ary ny aloha Arpaka, izay 14 fari-tany any Asyria atsimo-andrefana dia 15 tokony ho ilay voalazan' i Ptolemy hoe Arrapaenitis. Koa ny fahadisoan-tsoratra ao 16 amin' ny Gen. 10. 22 no noraisina ho fototry 17 ny ao amin' ny 11. 10-13. [1.38#90] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 Arphaxad: son of Shem and ancestor of Eber.
[1.114#69] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 Arpakshad
[2.996] |
| Voambolana | 20 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 21 arfaksada, arfaksada |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 22 Toko sy andininy momba Arpaksada |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|