|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asaboratsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaniry fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Maesa lanceolata)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Maesa lanceolata Forssk. (Primulaceae). Fruits comestibles, donnés à manger aux enfants comme vermifuge. Décoction des racines administrée, suivie d'une purge à l'huile de ricin aux enfants qui souffrent de vers intestinaux.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 5 Haizavamaniry: ahitra |
| Tovy hevitra | 6 rafy, voarafy |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|