|
|
|
|

Teny iditra1  asadika
Fototeny  2 sadika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao misadika na ahodidina ny valahana, dia aiditra amin' ny elakela-pe toy ny salaka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  asadika, 9 sadaika, 10 sadiaka, 11 saka dia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12