|
|
|
|

Teny iditra1  asalobona
Fototeny  2 salobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manasalobona, manakona amin' ny lamba [1.1]
Ohatra  5  Inty ny mosara hasalobonao ny voaloboka (Voici un mouchoir pour couvrir les raisins) [1.3#345]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12