|
|
|
|

Teny iditra1  asampina
Fototeny  2 sampina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny ila lamba asampy amin' ny soroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 To be put over the shoulders [1.2#549]
Fanazavàna teny frantsay  6 à mettre de manière à faire pendre un bout sur une épaule [1.3#571]
Ohatra  7  lamba asampina somary miboraboraka. [2.313#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  asampina, 13 manapisa, 14 mañasapy, 15 sampaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02